|
|
|
|

Teny iditra1  tay manala sasatra
Singan-teny  2 tay, 3 manala, 4 sasatra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ilazana ny olona kamo ka manararaotra ny fandehanana mivalana any an-tranokely mba hakana aina, olona mijanona ela loatra ao an-tranokely rehefa mivalana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12