|
|
|
|

Teny iditra1  tavin-drano
Singan-teny  2 tavy, 3 rano
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 a water trough or bowl for washing [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 bassin pour mettre de l'eau, pour se laver [1.3]
Ohatra  7  Ary ao koa ny tavindrano fanozan-tanana. [2.48]
8  Fanampin' izany, dia novakin' i Akaza mpanjaka koa ny panoa sy ny tongony ary nesoriny ny tavindrano teo amboniny; [2.996#]

Fivaditsoratra  9 tandrovina, tavin-drano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12