Entrée taratasy
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra amboarina amin' ny zavamaniry na voridamba izay atao koba dia tampisahana manify dia manify, ka ampiasaina hanoratana: Manify loatra ity taratasy ity ka tsy azo anoratana
¶ Ravin-taratasy
¶ Soratra ifandefasan' ny olona roa mba hifamangiana, hifampilazana vaovao na hifampiraharahana: Nandefa taratasy tany amin' / dadatoa aho mba hamangiako azy tamin' ny nahafatesan' ny zanany
¶ Teny ilazana ankapobeny ny soratra rehetra Raina ho fanamarinana ny fananan-javatra na fahavitan-draharaha iray: Ento daholo ny taratasy rehetra momba ny aotomobilina. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise paper; a letter (correspondence) [Hallanger 1973]
Traduction française papier; lettre (de correspondance) [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Nakombony ny diariny, ka mbola nandray ny taratasy ihany izy hanoratra; [Rajohanesa: Kintana]
2olona manoratra sy mandrotsaka taratasy anaty vatakely no tsinjony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 166]

Mis à jour le 2020/07/31