Entrée tapi > tapika
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana. [1.1]
Morphologie 
Simple : tapiny, tapik', tapikan', tapi-
Synonymes tapiny
Mots composés 

Entrée tapi > tapika (pika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Kilalao ifanaovan' ny ankizy manao izay hianjeran' ny zavatra eny an-tanan' ny namany amin' ny fipehana azy, ka raha latsaka dia lasany na isasahana aminy: Miombona tapika [1.1]
Explications en français Jeu des enfants consistant à frapper sur la main de celui qui tient un objet; si cet objet tombe, il appartient à celui qui a frappé [1.3]
Vocabulaire 
Dérivés 
 

Entrée tapi > tapika
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] (de pika : petite détonation, comme en font les bois qui éclatent quand on les met au feu). Nom de plusieurs cryptocarya (Lauraceae). Le forestier Guinet préfère l'orthographe tapiky. C'est aussi celle que reprend A. Grandidier, fichier manuscrit. [1.196]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Entrée tapi > tapitra
Partie du discours participe
Explications en malgache Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao
Tsy misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra
Vita, izay no izy: Tapitra ny tantara
(vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarovy tsara fa tapitra izay ny volanao a! [1.1]
Explications en anglais Ended, finished; used up, all gone [1.7]
Explications en français Fini, terminé [1.3, 1.8]
 Achevé, accompli [1.3]
 épuisé [1.8]
Exemples 
1Tapitra ity asa ity (Ce travail est fini, terminé, achevé) [1.3]
2Tapitra ny taona (Nous sommes à la fin de l'année) [1.3]
3Rehefa tapitra ny tenin'ireo mpiampaga, dia navela hiteny izy telo mianaka. [2.324]
4Nony tapitra tafavoaka daholo ny voatiry dimy sy enina, dia indry mamonjy mamafa ny tranon-tsoavaly I Lidy. [2.470]
5Nozerany zaran' angady tamin' ny lohany dia tapitra aina teo no ho eo. [2.472]
Morphologie 
Présent : tapitra, tapitro, tapitrao, tapiny, tapitsika, tapitray, tapitrareo, tapitr', tapi-, tapitry
Passé : tapitra, tapitro, tapitrao, tapiny, tapitsika, tapitray, tapitrareo, tapitr', tapi-, tapitry
Futur : ho tapitra, ho tapitro, ho tapitrao, ho tapiny, ho tapitsika, ho tapitray, ho tapitrareo, ho tapitr', ho tapi-, ho tapitry
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée tapi > tapitra
Partie du discours verbe passif
Explications en anglais Ended, finished; used up, all gone [1.7]
Explications en français Sali, crotté [1.3]
Dérivés 

Anagrammes