Entrée tapa-porohana sisa tsy may (tapaka, forohana, sisa, tsy, may)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny kely sisa tamin' ny zavatra kay saika efa lany tanteraka, na olona vitsy na tokana sisa tsy maty tamin' ny olona saika efa maty avokoa [Rajemisa 1985]
Synonymes akanga sisa nanamborana

Mis à jour le 2020/07/31