Entrée akanga sisa nanamborana (akanga, sisa, sambotra)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza olona sisa velona amin' ny maro niaraka fahizay
Mitovy hevitra: tapa-porohana sisa tsy may [Rajemisa 1985]
Traduction française les survivants, les rescapés [Rajaonarimanana 1995]

Mis à jour le 2020/07/31