|
|
|
|

Teny iditra1  taovam-pamantarana
Singan-teny  2 tava, 3 famantarana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tabilao voateti-drefy mampiseho ny fiasan'ny taova ao amin'ny milina iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 cadran [1.13]
Tsipelina hafa  7 tavam-pamantarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02