|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 taolana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra mafy mampijoro ny tenan'ny olombelona sy ny biby rehetra misy hazon-damosina:.
4taolana dorana no anaovana ny ranomena.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5A bone [Malay tulang]..
[1.2] 6A bone.. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Os, les os des animaux, les arêtes des poissons..
[1.3] 8Os. [1.5, 1.8] 9os. [1.13] 10nom des os chez les animaux. [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 46 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 15Randzavola: taolana ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/4) | 16 taolana |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18Voany mafy hita ao anatin'ny voankazo sasantsasany, toy ny paiso, manga:.
19Taola-manga.. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20Le noyau des fruits, les côtes du tabac..
[1.3] 21Noyau.. [1.5] 22Chez les plantes, ce nom désigne les parties dures, au milieu de tissus plus mous, notamment les noyaux des fruits. Exemple : taolam-paiso : noyau de pêche, de prune ; taola-manga : noyau de mangue. On dit aussi en général : taolam-boankazo : noyaux de fruit. En effet taolana peut être pris aussi dans le sens de :. 23-- fruit à noyau, drupe;. 24-- les côtes dures des feuilles, par opposition au parenchyme; exemple taolam-paraky : côtes des feuilles de tabac (signalé par Malzac);. 25-- la rafle des épis de maïs, après égrenage : taolan-katsaka;. 26-- les rhizomes du chiendent : taolan-kindresy (surtout dans le Betsileo);. 27-- enfin, les tiges dures de certaines plantes.. [1.196] |
| Voambolana | 28 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 29tokan-taolana |
| Teny iditra (3/4) | 30 taolana |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
32noyau ou ker.
[1.13] |
| Voambolana | 33 Matematika: alijebra |
| Teny iditra (4/4) | 34 taolana |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
36Noms donnés à diverses plantes ou parties de plantes. Nous les avons cités en général à leur place alphabétique, depuis taolafoty jusqu'à taolanosy. Employé seul, le mot taolana désigne généralement les carissa (Apocynaceae) à fruits comestibles, notamment : Carissa edulis (Forssk.) Vahl (Apocynaceae); représenté à Madagascar par de nombreuses variétés et formes (Apocynaceae). Voir aussi taolanomby..
[1.196] |
| Voambolana | 37 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 38 atolaña, 39 Laotana, 40 taolana, 41 taonala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06 |
|