|
|
|
|

Teny iditra1  tandroka aron' ny vozona
Singan-teny  2 tandroka, 3 aro, 4 vozona
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fitenenana ilazana ny olona manana fahefana na harena na fahaizana izay manana adidy koa hamonjy sy hitandrina ny eo akaikiny amin' ny loza mety hahavoa azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12