|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tandroka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a horn. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5corne. [1.8, 1.13]
6Cornes des animaux.
7Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae.
8En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet.. [1.196]
Ohatra  9 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  23 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 26 amin' io teny io
Ohabolana  25 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  26 Bikan' ny tandrok' omby
Lahatsoratra  27Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)28 tandroka
Sokajin-teny  29 anarana
Fanazavàna teny malagasy  30Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena. [1.1]
Ohatra  31 Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka. [2.48]

Fivaditsoratra  32 tandroka, 33 tondraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02