|
|
|
|

Teny iditra1  tandrohana
Fototeny  2 tandroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Petahana tandroka, izay ampiasaina ho toy ny vantozy amin' ny fitsaboana aretina sasantsasany
5 (trano) Asiana ilay hazo avo misampana antsoina hoe tandrotrano [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  tandrohana, 10 tondrahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12