|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tandrena |
| Fototeny | 2 tandry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Endrikendrehina, tsaratsaraina foana, tombotombohina
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 9 tendrena |
| Teny iditra (2/2) | 10 tandreña |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 varimbariana
[Taisaka, Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 13 antendra, tandrena, tandreña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|