Entrée tandry
Partie du discours nom
Définition malgache Mitovy amin' ny Tandrina, tsy fahita afa-tsy amin' ilay fitenenana hoe Tsy tandry: tsy niraiken' ny saina firy, lasalasa ho azy [Rajemisa 1985]

Entrée tandry
Partie du discours nom
Définition malgache (tsy dia fampiasa loatra) Endrikendrika, fitsaratsarana olona foana, tombotomboka [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tandry
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Bara] sahaza, antonona [Rakotosaona 1972]

2012/09/09