|
|
|
|

Entrée1  tanalahinala
Mots élémentaires  2  tana, 3  lahy, 4  ala
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  Karazana tana lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany [1.1]
Exemples  7  Rahefa injay mitabataba ao an-tsofinao ny fanginan' ny ala, ka mifandimby mitoloko eny an-tendron-kazo ny sahomboraka sy ny tanalahinala. [2.529#]
Vocabulaire  8  Zoologie: reptiles, amphibiens

Mis à jour le 2025/10/11