Entrée tamberim-bidy (verina, vidy)
Partie du discours locution
Définition malgache vola miverina amin' ny mpamokatra avy amin' ny fokontany (Vatoeka) na ny "Société d'Intérêt Nationale des Produits Agricoles" nividy ny vokany, ambonin' ny vidiny, ka io dia ampahany isan-jato, ohatra, amin' ny tambatry ny vidin' ny vokatra lafony [Rajemisa 1985]
Traduction française ristourne [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31