|
|
|
|

Teny iditra1  takon-kenatra
Singan-teny  2 takona, 3 henatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny varavaran-tapaka mamefy ny mason' ny olona tsy hahita hatrany amin' ny atin' ny fandrahoan-kanina
6 tapa-damba anaronana ny faritra mahamenatra amin' ny tena mba tsy hiboridanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [henatra, shame.] A small partition close by the door, a screen
8 fig. money presented to assist on any special occasion. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12