|
|
|
|

Teny iditra1  tafondro miandry tsena
Singan-teny  2 tafondro, 3 miandry, 4 tsena
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza ireo saonjo milahadahatra toa tafondro eny an-tsena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12