Entrée tafondro
Partie du discours nom
Définition malgache Fiadiana lehibe fandefasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a cannon [Hallanger 1973]
Traduction française canon [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Tsy fantatr' izy roa lahy na firy na firy ny tafondro nandraraka. [Andraina: Mitaraina, page 235]
2ary ny tafondro eroa Ambatondrafandrana no mamaly. [Callet: Tantara, page 144]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31