| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 tarafina | 
| Fototeny | 2taratra | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Ilazana zavatra (fitaratra na rano) ianjeran' ny hazavana ka mamerina io hazavana io indray: Tarafin' ny masoandro ny rano ka mamono maso Ilazana zavatra iray jerena avy lavitra ka ny tanana atao eo ambony maso mova tsy ny mamory ny hazavana: Notaratiko no fieriko azy Ilazana zavatra jerena avy ao ambadika lamba tantera-pahazavana: Notaratiko tamin' ny lambam-baravarankely ka nidoboka iray ihany ny ambavafoko nahita ireo olona an-jatony maro Tsikilovina: Notarafin' ny fahavalo ny tanàna [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 to be shined on; to be examined by X-ray [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 sur quoi (qui) la lumière tombe : qu'on examine à la radiographie [1.8] | 
| Ohatra | 
7 Hita soritra izany raha tarafina ny fomba fiasan’ny filoha Ravalomanana manoloana ny fiangonana:
[4.27] 
 | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Mpanahaka | 12 tilina, 13 tsikilovina, 14 zahanataratra | 
| Kamban-teny rehetra | 15zahana taratra | 
| Fivaditsoratra | 16 atrifana, 17 fanaitra, 18 faritana, 19 fatraina, 20 fatrania, 21 fianatra, 22 fiatrana, 23 fitarana, 24 tafarina, 25 tarafina | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |