|
|
|
|

Teny iditra1  sorohina
Fototeny  2 soroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (tany na ahitra) Alana amin' ny angady, izay asosa fotsiny hisafosafo ny tany ny vohony: Sorohy kely ireto ahitra ireto fa mandoto tokotany
5 ialana mialoha: Tokony hosorohina ny loza amin' ny fitandremana fatratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be dodged to be cleared (of ground); to be removed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 dont on s'esquive; qu'on enlève en sarclant; qu'on ôte [1.8]
Ohatra  8  sorohina ny ahitra mandady eny an-tokotany [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 sohirano, sorohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17