Entrée | 1 soritana (soritra) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache | 3 Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko 4 Marihina: Sorito izay anao amin' ireo zavatra ireo 5 Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay [1.1] |
Explications en anglais | 6 to be carved or engraved [1.7] |
Explications en français | 7 qu'on trace, grave, sculpte [1.8] |
Exemples |
8 soritana roa ny volo amin' izany vaky volo izany. [2.48] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 anatsiro, asitrano, atrosina, isantaro, itrosana, itsorana, ranitsoa, sanatrio, sinaotra, soritana, torin' asa, trosaina |
Mis à jour le 2023/01/20 |