Entrée sonia
Partie du discours nom
Définition malgache Ny anaran' ny tena, izay soratana amin' ny fomba manokana sy tsy miova eo ambanin' ny taratasy soratana ka enti-manamarina ny nanoratana an' io taratasy io: Manisy sonia ny fanekena ifanaovana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise a signature [Hallanger 1973]
Traduction française signature [Hallanger 1974]
Dérivations 
Origine Français: signer.
Exemples 
1Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova. [Andraina: Mitaraina, page 121]
2Sady izy koa no manao sonia ny toe-karama, ka inona no mampatahotra an' ialahy eo! [Andraina: Mitaraina, page 186]
Citations 

Entrée sonia
Partie du discours nom
Définition malgache Anaran-kafa ilazana ny ala volon-jaza [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31