Entrée solomaso
Mots élémentaires solo ; maso
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa [1.1]
Explications en anglais A pair of spectacles [1.2]
 Spectacles [1.7]
 Glasses [1.53]
Explications en français Lunettes [1.8, 1.5]
Exemples 
1Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana. [2.472]
2Raisiny ilay solomasony mba hafahafa izay, fa solomaso mihorona, tsy misy afa-tsy tahony tokana. [2.356]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/09/08