Entrée |
solitany
|
Mots élémentaires | solika ; tany |
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana jiro, fa indrindra akana lasantsy. (Ny solitany dia manana fofona azy manokana ary maivana kokoa noho ny rano ka mitsinkafona rafla miaraka aminy) [1.1]
|
Explications en anglais | Kerosene, paraffin oil [1.7]
|
Explications en français | Pétrole [1.8]
|
Exemples | Tsy hita teo an-toerana ny sira, ny siramamy, ny savony, ny solitany, ny sigara, ny kahie, ny lamba.
[2.472]
|
Vocabulaire |
|