|
|
|
|

Teny iditra1 solika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3menaka. [Bezanozano] [1.78]
4Menaka avy amin' ny tongotr' omby.
5Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana.
6Kolikoly enti-mamitaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7oil. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8huile. [1.8]
Ohatra  9 Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22solitany
Ohabolana  23 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 sakilo, 25 siloka, 26 solika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02