|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 solika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bezanozano] menaka
[1.78] 4 Menaka avy amin' ny tongotr' omby 5 Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana 6 Kolikoly enti-mamitaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 oil
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 huile
[1.8] |
| Ohatra |
9 Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano.
[2.470#21]
|
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how solika |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 24 sakilo, 25 siloka, solika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|