|
|
|
|

Teny iditra1  sola manara-dia
Singan-teny  2 sola, 3 manaraka, 4 dia
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza an' ohatra ireo olo-mahantra zokiolona izay tsy mitarika fa ataon' ny olona mpanaraka manjohizohy avy aoriana fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11