Entrée sivanina (sivana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Alefa amin' ny sivana, ahintsana: Sivano tsara ireto voa ireto
Enti-milaza zavatra na olona maro dinihina tsirairay ka esorina hatrany hatrany izay tsy tsara: Sivano tsara izay hosakaizainao [1.1]
Explications en anglais To be sieved, as sand [1.7]
Explications en français Qu'on tamise [1.8]
Exemples sivanina ho toy ny fidin' ny tsiririn-jinga ny fahazoan' ny Malagasy vola [2.471]
Morphologie 
Présent : sivanina, sivaniko, sivaninao, sivaniny, sivanintsika, sivaninay, sivaninareo, sivanin', sivanin-, sivanim-, sivani-
Passé : nosivanina, nosivaniko, nosivaninao, nosivaniny, nosivanintsika, nosivaninay, nosivaninareo, nosivanin', nosivanin-, nosivanim-, nosivani-
Futur : hosivanina, hosivaniko, hosivaninao, hosivaniny, hosivanintsika, hosivaninay, hosivaninareo, hosivanin', hosivanin-, hosivanim-, hosivani-
Impératif : sivano

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20