|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1 ; sitry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Tanosy] karazan'androngo [1.78]
4 Androngo lehibe mitovitovy bika amin' ny voay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 gros lézard [1.54]
Voambolana  6  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/4) 8 ; sitry
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Haratsian-tarehy mahatsiravina sy mampatahotra [1.1]

Teny iditra (3/4) 11 ; sitry
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 [Bara] andevo [1.78]

Teny iditra (4/4) 14 ; Sitry
Sokajin-teny  15  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  16 Zithri [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  17 Sitri [2.996]
Voambolana  18  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  19 Toko sy andininy momba Sitry

Fivaditsoratra  20 ritsy, Sitry, sitry, 21 tsiry

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/28