Entrée | 1 sisintany |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Faritra manasaraka fanjakana roa [1.13] |
Explications en français |
4 Les frontières d'un pays [1.3#611] 5 Frontière [1.13] |
Exemples |
6 fa firifiry moa izay ny sambo ny manampahefana miandraikitra ny sisintany akory? [4.27] 7 Ary dia nohazavainy fa arakaraka ny hanalavirana ny sisintany no ahitana ny tendrombohitra lavitra any ampovoan-tany any. [2.471] |
Dérivés |
|
Mots élémentaires | 9 sisina, tany |
Mis à jour le 2023/12/24 |