Entrée seza
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaka fitoerana misy tongony sy fiankinana: Mipetraha eo ambony seza, tompoko [1.1]
Explications en anglais A chair [1.7]
Explications en français Chaise [1.8]
Exemples 
1Nisy latabatra sy seza ary kesika vitsivitsy tao. [2.472]
2Hoy ilay Anglisy nipetraka tamin' ny seza teo aoloako. [2.471]
Mots composés 
Origine Français: chaise.
Proverbes 

Mis à jour le 2023/09/16