Entrée (1/2) | 1 setroka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1] |
Explications en anglais | 4 smoke [1.7] |
Explications en français | 5 fumée [1.3, 1.8] |
Exemples |
6 setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [2.470] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot setroka |
Entrée (2/2) | 18 setroka |
Partie du discours | 19 adjectif |
Explications en malgache | 20 Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1] |
Explications en français | 21 aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3] |
Exemples |
22 Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa [2.558] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 25 koretsa, retsoka, rotsake, setroka, tseroka |
Mis à jour le 2023/08/26 |