|
|
|
|

Teny iditra1  savasavaina
Fototeny  2 savasava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Ohatra  4  hevitra savasavaina amin' ny lafiny rehetra [1.1#986]
5  Amin' ny fizarana voalohany, dia hosavasavaintsika ny voadiniky ny Razana [2.299#7]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10 savasavana

Fivaditsoratra  11 isavasavana, savasavaina, 12 vasavasaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10