|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 savasavana |
| Fototeny | 2 savasava |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hadihadina, fotopotorana:
5 Savasavany tsara ny zavatra ampianariny 6 alana izay manentsina na manelingelina: 7 Nosavasavanay tsara ilay lobolobo, ka io namitsaka tao ilay kisoa very [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12 savasavaina |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | savasavana, 14 vasavasana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|