|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sata |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy
4 Didy na baiko: Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina 5 Zo: Tamin' ny taona 1960 no niverenan' ny satan' i Madagasikara. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 custom, habit; manner of governing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 coutume, habitude; manière de gouverner
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tao ry Radama II sy ny Menamasony, taitran' ny rendrarendram-bahiny, ka nanao tsinontsinona ny sata nentim-paharazana;
[2.503]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 sata |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 (de sata : habitude ; ce dont on use habituellement). Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Le Tabac, surtout sous la forme de tabac à mâcher à la mode malgache.
[Bara]
[1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 17 atsa, sata |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|