|
|
|
|

Teny iditra1  sarotin' ny miaina
Singan-teny  2 sarotiny, 3 miaina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona sarotra ifampiraharahana, sarotra iaraha-monina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12