|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sarotiny |
| Fototeny | 2 sarotra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sarotra falifaliana fa toa mahita hokianina lalandava: Tsy tiako maizina io mpampianatra io fa sarotiny izaitsizy rehefa manadina
5 Mora mahatsiaro, mora andairana: Sarotinkatsiaka ity zaza ity. / Sarotin' alahelo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 difficult about things : hard to please; sensitive to certain things or illnesses
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 difficile, difficile à plaire; sensible à certaines choses, sensible à certaines maladies
[1.8] |
| Ohatra |
8 Ny hafa no sarotiny sy mitroatroatra foana!
[2.296]
9 Ny mpamoaka no toa hita miseho ho sarotiny. [2.245] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 sarotsarotiny |
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | sarotiny, 14 sinoitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|