|
|
|
|

Teny iditra1  sarotin' alahelo
Singan-teny  2 sarotiny, 3 alahelo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 feno fihetseham-po ka raha vao mahita na mandre fahoriana dia izy no feno avy hatrany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12