|
|
|
|

Teny iditra1  saranga
Fototeny  2 ranga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Halava, halavana, tsanganana
5 Fahamendrehana, haja: Tsy hitovy saranga na oviana na oviana amin' ny Filoham-pirenena ny mpiasa an-tranony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 rank [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 rang (au niveau social) [1.8]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 rasanga, saranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09