Entrée 1/2 saotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fankasitrahana noho ny soa nataon' ny hafa tamin' ny tena
Fisarahana amin' ny vady ara-dalàna [1.1]
  [Betsileo] Fivavahana amin' ny Razana [1.1]
Explications en anglais Thanks, thanksgiving; gratitude [1.7]
Explications en français Remerciement, reconnaissance [1.8]
Exemples Ary hoy Aly manohy ny teniny voatapaky ny saotra natao azy: [2.470]
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 

Entrée 2/2 saotra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] Talenta ratsy [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/07/25