Entrée sao-drazana (saotra, razana)
Partie du discours locution
Définition malgache ny omby vonoina ka zaraina amin' ny olona amin' ny famadihana -- atao koa hoe sao-drazana ny vola omen' ny olona ny mpamadika [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31