|
|
|
|

Teny iditra1  sangy ratsy
Singan-teny  2 sangy, 3 ratsy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 voso-dratsy, izany hoe zavatra atao toa kivazivazy nefa tsy tsara. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 jeu violent. [1.5]
Tovy hevitra  7 sangy mahery

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12