Entrée sampaho
Partie du discours nom
Définition malgache Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin' io taho kely io: Tarafo ny rano fa ho hitanao ao / Ny nakako voahirana indray maka izay, / Ka tsarovy ny teny nataoko aminao / Raha nanolotra anao ny sampahony iray. (Ratsimiseta) [Rajemisa 1985]
 fitambaran'ny voakanzo iray tangozana [SLP 1986]
Définition anglaise a cluster, esp. of fruit like grapes [Hallanger 1973]
Définition française grappe [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Analogues  fampaho

Mis à jour le 2020/07/31