|
|
|
|

Teny iditra1  sambo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana lakana makadiry ohatra ny trano, natao hamakivakiana ny ranomasim-be. Karazan-tsambo: sambo lay, sambo mpiady, sambo setroka na sambo sitimo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a ship, a large boat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 bateau, navire, vaisseau [1.8]
Ohatra  6  Tsy namaly aho fa ny sambo no nihetsika mafy. [2.471]
7  Afaka nandrafitra sambo nandehanany nankany Mozambika ny sasany. [2.508#]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
9  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  11  Fifamoivoizan-tsambo
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14 Randzavola: sambo ao amin' ny Baiboly
Sary 

Fivaditsoratra  sambo, 15 somba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09