Entrée salazana
Partie du discours nom
Définition malgache Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a mast [Hallanger 1973]
Définition française mât [Hallanger 1974]
 mât (de navire) [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Synonymes salaza
Exemples Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [Andraina: Mitaraina, page 8]
Citations 

Entrée salazana
Partie du discours nom
Définition malgache Soitrafo na havitra fitonoan-kena
¶ Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a gridiron for roasting food [Hallanger 1973]
Définition française grille pour rôtir [Hallanger 1974]
 grande fourchette pour faire rôtir [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Dérivations 

Mis à jour le 2013/06/10