|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 salaka miamboho vody |
| Singan-teny | 2 salaka, 3 miamboho, 4 vody |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza zavatra tonga aoriana loatra fa tsy amin' ny fotoana ilana azy, mitovy amin' ny hoe: ranomaso tsy miaraka amam-paty
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|