|
|
|
|

Teny iditra 1  sakoitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra. [1.1]
4 karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 the tenia worm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ténia [1.54, 1.8]
7 ver intestinal, tricocéphale, ténia [1.13]
Ohatra  8  Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty; [2.48#118]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  10  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina 11  Fahasalamana
Tovy hevitra  12 vikyvahy
Mpanahaka  13  kankana#mg.n+kankana, 14  viky#mg.n+viky

Fivaditsoratra  15 akositra, 16 arotsika, 17 asokitra, 18 atsikora, sakoitra, 19 sakorita, 20 satrikoa, 21 tsakoria, 22 tsoriaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20