|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saim-potsy |
| Singan-teny | 2 saina, 3 fotsy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fiheverana maivana sy ataotao fotsiny ary tsy ahitam-bokatra tsara
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 frivolity
[1.32.en#125] |
| Fivaditsoratra | 7 mpisaotsy, saim-potsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|