|
|
|
|

Teny iditra1  sahanina
Fototeny  2 sahana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be faced up to [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 (Travail) auquel on fait face:
7 Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux) [1.3#557]
8 à quoi on fait face [1.8]
Ohatra  9  Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  sahanina, 15 Sahinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17