|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sahabo
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa eo ho eo fotsiny: Sahabo ho valo kilaometatra avy eto no misy ny tanànanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 about, approximately; cf. tokony; sahabo ho fito (about seven) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 à peu près, environ ; sahabo ho fito (environ sept) [1.8]
Ohatra  6  Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  8  tokony, 9  tokotokonyho

Teny iditra (2/2)10  sahabo
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 anton-dia, kabary [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  13 hasabo, 14 Hasoba, 15 saboha, sahabo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08